Gestion d'école
Fitantanana sekoly iray manontolo ao anaty plateforme iray! Aroso amin’ny sekolinao ny fanavaozana nomerika feno, miaraka amin’ireo vahaolana tsotra, maoderina ary mahomby avy aminay. ) ✅ Rafitra fitantanana sekoly feno : - Fisoratana anarana sy fanavaozana anarana. - Fanarahana ny fandoavana saram-pianarana. - Fitantanana kilasy, mpianatra, sy mpampianatra. ✅ - Kaonty ho an’ny ray aman-dreny (hanaraha-maso ny fandoavana rehetra). 💡 Fa maninona no ilaina ny manavao nomerika ny sekoly? - Mitsitsy fotoana amin’ny fitantanana - Fikambanana sy fanaraha-maso mpianatra tsara kokoa - Endrika matihanina sy maoderina - Azo idirana 24 ora isan’andro Liana? https://kintana-gestion.com/ 📱 WhatsApp : +261 34 59 743 21
Aucun avis pour le moment. Soyez le premier !